|
|
|
|

Entry fitsetsoka (tsetsoka)
Part of speech noun
 Fomban' ny olona mitsetsoka, fomba enti-mitsetsoka, izany hoe manao teny tsy misy kitotony, mipentsompentsom-bava, mitsaontsaom-bava [1.1]

Updated on 2023/01/05