| Entry | fitsarapahana (tsarapaka) | |
| Part of speech | noun | |
| Fianjerana na fibolisàrana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika: Tapaka ny tongony tamin' ny fitsarapahany tao anaty lavaka ilay izy nody alina indray mandeha avy niandry faty [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|