|
|
|
|

Entry fitsaraingona (tsaraingona)
Part of speech noun
 Fomba entina mitsaraingona, izany hoe misalovana na misosoka eo anoloan' olona na manapaka tenin' olona ka miteny raha mbola miteny izy [1.1]

Updated on 2023/01/05