| Entry | fitsapahana (tsapaka) | |
| Part of speech | noun | |
| Fidirana ao amin' ny zavatra iray tsy misy manohina: Tsy nampoiziny akory ity fitsapahany tao anaty vahoaka Fidirana, filentehana: Tsy hita mihitsy ny fitsapahan' itỳ zohy iỳ ao anaty tendrombohitra Fianjerana: Ny fitsapahan' ny omby tao anaty fotaka [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|