|
|
|
|

Entry fitsaontsaona (tsaontsaona)
Part of speech noun
 Fomban' ny vava mitsaontsaona, izany hoe miteniteny tsy misy kitotony, miteniteny teny tsy voahevitra [1.1]

Updated on 2023/01/05