| Entry | fitsangantsanganana (tsangantsangana (tsangana)) | |
| Part of speech | noun | |
| Fandehandehanana atsỳ sy ary an-tongotra na anaty fiara mba haka rivotra na hiala voly Toerana faleha mitsangantsangana: Misy fitsangantsanganana mahafinaritra eny Ambodiatafana [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|