|
|
|
|

Entry fitsakana (tsaka)
Part of speech noun
 Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [1.1]
Synonyms fitsaka

Entry fitsakana (tsaka)
Part of speech noun
 Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy [1.1]

Updated on 2022/04/17