|
|
|
|

Entry fitsaika (tsaika)
Part of speech noun or adjective
 Fomba entina mitsaika, izany hoe mifantina izay voam-bary tsara hatao masomboly
Azo tsaikaina, azo fantenana [1.1]

Entry fitsaika (tsaika)
Part of speech noun
 Fomba entina mitsaika, izany hoe manatona moramora tsy re na mangalatra mangingina tsy misy mahita [1.1]

Updated on 2012/12/05