| Entry | fitsaharana (tsahatra) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fijanonana: Ny fitsaharan' ny rivotra no nahatonga anay handeha Fiatoana: Manomboka anio ny fitsaharan' ny fianarana [1.1] | |||||
| A pause, rest [1.7] | |||||
| Pause, repos [1.8] | |||||
| Examples |
| ||||
| Article | Randzavola: fitsaharana ao amin' ny Baiboly | ||||
| Updated on 2023/01/20 |
|