|
|
|
|

Entry fitsaboana (tsabo)
Part of speech noun
 Fikarakaràna amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana: Arakaraka ny fahamafisan' ny aretina no mahela sy mahasarotra ny fitsaboana [1.1]
 Medical care and nursing [1.7]
 Soins médicaux [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Inona no nataon' i Galliéni momba ny fitsaboana? [2.113]
2Ka dia ilana fitsaboana haingana ity aretina ity. [2.285]

Updated on 2024/10/06