|
|
|
|

Entry fitsabo (tsabo)
Part of speech noun or adjective
 Fomba entina mitsabo, izany hoe mikarakara marary amin' ny fanomezana fanafody azy sy mikajakaja azy mba ho sitrana
Azo tsaboina [1.1]
Examples Raha tsy afaka atao ny fitiliana dia aleo tsaboina araky ny fomba fitsabo ny angatra ihany ilay olona. [2.424]

Updated on 2023/04/14