|
|
|
|

Entry fitrotrongy (trotrongy)
Part of speech noun
 Fomban' ny olona mitrotrongy, izany hoe mianjera mandroso any anoloana: Ratsy ilay fitrotronginy izay fa sendra teo ambony vato indrindra izy no nianjera [1.1]

Updated on 2023/01/05