|
|
|
|

Entry fitrongy (trongy)
Part of speech noun
 Fomban' ny biby na ny zavatra entina mitrongy, izany hoe mihady na mihoha ny tany amin' ny vava (kisoa), tandroka (omby), angadinomby na fitaovana toy ny bilidaozera... [1.1]

Updated on 2023/01/05