|
|
|
|

Entry fitrohana (troka)
Part of speech noun
 Fisintonana amin' ny orona na ny vava amin' ny alalan' ny rivotra: Ampianaro ny zandrin' ise fa tsy hainy ny fitrohana ny tsoka amin' ny taolana [1.1]
 Aspiration, absorption [1.13]

Updated on 2023/01/20