|
|
|
|

Entry fitrifana (trifana)
Part of speech noun
 Toetran' ny olona na biby mitrifana, izany hoe tsy mipetraka tsara fa mirifatra atsy mirifatra aroa; fihavatravatra; fihoalahoala [1.1]

Updated on 2023/01/05