|
|
|
|

Entry fitrebehana (trebika)
Part of speech noun
 Filentehan' (ny zava-maranitra ao anatin' ny zavatra tsindronina): Ny fitrebehan' ny lefon' ny mpihaza ao anaty kibon' ny lambo [1.1]

Updated on 2023/01/05