| Entry | fitrangana (tranga) | |
| Part of speech | noun | |
| Fisehoana lany, izany hoe ilany fotsiny aloha no hita: Tsy misy mahafinaritra ohatra ny fitrangan' ny volana avy ao anaty ranomasina Fisehoana tampoka: Ny fitrangandRabe teo ampovoan' ny sakafono nanapa-kota anay Fisehoan-javatra voalohany, fiandohana: Tantarao ny fitrangan' ny rotaka [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|