|
|
|
|

Entry fitoviana (tovy)
Part of speech noun
 Fifanahafana, fifandraikana, tsy fahasamihafana: Misy fitoviana amin' izy roa lahy ireto [1.1]
 Equality [1.7]
 égalité; ressemblance [1.8]
Examples 
1Ny tsy fitoviana kely dia ara-dalàna eo amin'ny olona. [2.424]
2fahazoana fitoviana eo amin' ny fiainana ara-batana lavorary. [2.114]

Updated on 2023/08/18