|
|
|
|

Entry fitotototo (totototo)
Part of speech noun
 Fomba entina mitotototo, izany hoe mivezivezy manao dia maika manketsy mankeroa nefa tsy misy vokany toy inona [1.1]
Synonyms fitotototoana

Updated on 2023/01/05