|
|
|
|

Entry fitotoana (toto)
Part of speech noun
 Famotipotehana zavatra: Fitotoana kafe
Fikosehana ny vary akotry hialan' ny hodiny: Ilana tanjaka ny fitotoam-bary [1.1]

Updated on 2023/01/20