|
|
|
|

Entry fitosiana (tosy)
Part of speech noun
 Fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenampitia amin' ny olona ifampiresahana: Endre izany fitosian' i Bao kely amin-dreniny raha misy zavatra angatahiny [1.1]

Updated on 2023/01/20