| Entry |
fitoriana
(tory)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fanasilahana ny tsiratsirany: Tsy dia zavatra mora loatra akory ny fitoriana ny rongony alohan' ny hamolesana azy [1.1]
|
|
| Entry |
fitoriana
(tory)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fanasiana soritra manelanelana na manavaka: Ny fitoriana ny tanimbary dia ny fizarazarana azy [1.1]
|
|
| Entry |
fitoriana
(tory)
|
| Part of speech | noun
|
| | Filazana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra: ilana fahaizana sy fiomanana ny fitorian-teny [1.1]
|
|
| Entry |
fitoriana
(tory)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fiampangana olona nanao ratsy na hadisoana amin' ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Efa lasa ny fitoriako anao noho ny fanalam-baraka ahy nataonao [1.1]
|
| | An accusation [1.7]
|
| | Celui qu'on peut accuser auprès des juges [1.3]
|
| | Accusation [1.8]
|
|