|
|
|
|

Entry fitontonana (tontona)
Part of speech noun
 Fianjerana midofotra; fidonana amin-javatra: Ny fitontonana amin' ny vato dia mafimafy kokoa noho ny fitontonano amin' ny tany [1.1]

Updated on 2023/01/05