|
|
|
|

Entry fitontona (tontona)
Part of speech noun
 Fianjera midofotra, fidona amin-javatra: Tsy heno akory ny fitonton' ny iohany tamin' ny tany, nefa mahagaga fa nahavaky ny karandohany ny fianjerany [1.1]

Updated on 2023/01/05