| Entry | fitondrana (tondra) | |
| Part of speech | noun | |
| Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena: Ohatrinona ny fitondranao ireto kitay ireto Fanaterana: Amin' ny mitataovovonana no fitondrana sakafo ho an' ny marary Fifehezana: Sarotra ny fitondrana olona Fitarihana: Fadio ny naman-dratsy izay tsy mikendry afa-tsy ny fitondrana anao amin' ny ratsy Fanaovana tsara na ratsy amin' olona: Zava-manahirana indraindray ny fitondrana havana [1.1] | ||
| The act of carrying; government, leadership [1.7] | ||
| Action de porter; action de conduire; gouvernement [1.8] | ||
| Updated on 2023/06/05 |
|