| Entry | fitokonana (tokona) | |
| Part of speech | noun | |
| Fihenahenana tsy mety miala amin' ny toerana misy ny tena: Nokapohina, novelezina: tsy nisy nampihontsona ny fitokonan' ilay omby izany [1.1] | ||
| Obstinacy [1.7] | ||
| L'obstination, le motif, le lieu [1.3] | ||
| Entêtement [1.8] | ||
| Entry | fitokonana (tokona) | |
| Part of speech | noun | |
| Fihenahenana tsy mety miasa: Efa naharitra hadimiana izao ny fitokonan' ny mpiasa amin' ny Paositra [1.1] | ||
| A strike by laborers [1.7] | ||
| Grève des ouvriers [1.8] | ||
| Updated on 2013/10/22 |
|