|
|
|
|

Entry fitokona (tokona)
Part of speech noun
 Fomba entina mitokona, izany hoe mihenahena tsy mety miala amin' ny toerana misy azy, fomba entina mitokona na mihenahena tsy mety miasa [1.1]

Updated on 2023/01/20