|
|
|
|

Entry fitokiana (toky)
Part of speech noun
 Fametrahana fanantenana: Manàna fitokiana an' Andriamanitra lalandava
Fananana toky: Olona mendrika fitokiana iny lehilahy iny
Fiankinana, fianteherana: Malefolefo ny fitokiana amin' ny haren' ny tany [1.1]

Entry fitokiana (toky)
Part of speech noun
 Famosaviana, famorehana [1.1]

Updated on 2010/05/06