|
|
|
|

Entry fitifirana (tifitra)
Part of speech noun
 Famelezana amin' ny basy, tafondro, tsipika: Tsy niato ny fitifiran' ny fahavalo
Famelezana, fanaratsiana: Loza ny fitifiran' ireo mpialona ahy fa tsy ahoako [1.1]

Updated on 2023/01/05