| Entry | fitetika (tetika) | |
| Part of speech | noun or adjective | |
| Fomba entina mitetika, na mandidy, manapatapaka zavatra atao madinika izany na mieritreritra zavatra mialoha ka maka ara-keviny izay mety ho fandehany, na mikasa hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika Azo tetehina [1.1] | ||
| Entry | fitetika | |
| Part of speech | noun | |
| [Tankarana] Grand couteau ; bêche. [1.19] | ||
| Synonyms | fitetiky | |
| Updated on 2023/01/20 |
|