| Entry | fitetehana (tetika) | |
| Part of speech | noun | |
| Fandidiana na fanapatapahana zavatra atao madinika: Fitetehana mangahazo Fieritreretana zavatra mialoha ary fakana ara-keviny izay mety ho fandehany: Araka ny fitetehanay azy, dia telo arivo ariary dia mahavita ny vavahady Fikasana hanao zavatra tsara na ratsy, efa nodinihina tsara natao maty psi-ka: Tsy nahomby ny fitetehany hamono an-dRakoto rafilahiny [1.1] | ||
| Débitage [1.13] | ||
| Examples | Izany hoe, hovana kely ny Fitondrana, mba tsy ho velona indray ny fiangarana sy ny fitetehana mangingina;
[2.270] | |
| Updated on 2023/09/10 |
|