|
|
|
|

Entry fiteronterona (teronterona)
Part of speech noun
 Fomba na toetran' ny olona miteronterona, izany hoe mipetraka amin' ny toerana avo milingilingy na mipetraka amin' ny toerana mihaja ary mora tazana [1.1]

Updated on 2023/01/05