|
|
|
|

Entry fitendrena (tendry)
Part of speech noun
 Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Kingalahy izy amin' ny fitendrena lokanga. [Vocabulary: ]
Fihinanana zavatra kely: Raha halain-dra, tsy azo atao na dia fitendrena hanina kely foana aza [1.1]

Updated on 2023/01/05