|
|
|
|

Entry fitehafana (tehaka)
Part of speech noun
 Fampikatrohana ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: arahabao amin'ny fitehafana ny mpitandro vaovao eto amin'ny fokontany!
Famelezana amin'ny felatanana, famelezana tehamaina: hovidinao lafo iny fitehafanao ny zanako iny [1.1]

Updated on 2023/01/20