|
|
|
|

Entry fitebitebena (tebiteby)
Part of speech noun
 Fanahiana sy fahatahorana fa toa hisy zavatra hihatra amin'ny tena: Loza ny fitebitebeny nandritra ny alina nialoha ny fitsarana. [1.1]

Updated on 2023/01/20