| Entry | fitazonana (tazona) | |
| Part of speech | noun | |
| Fihazonana mafy:
Ny fitazonana ilay tady no nahavonjy azy.
Fitanana: Tsy nanaiky ny fitazonana azy ho mpangalatra izy. Fanagejana tsy hihetsiketsika: Raharaha lehibe indraindray ny fitazonana ny zaza farana. Tsy famelana handeha na hiala: Samy nanao izay afany daholo ny olona rehetra tamin'ny fitazonana azy, fa tsy nety nijanona izy. [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|