|
|
|
|

Entry fitaterana (tatitra)
Part of speech noun
 Fitondrana, fitaomana olona na zavatra imbetsaka miverimberina: Fiarakodia fitaterana mpianatra [1.1]
 Transport [1.13]
Examples 
1Tadidiko teo ilay fiarabe fitaterana hitako halina. [2.4]
2Manaraka ao ary kelikely ny fitaterana sy ny akanjo izay saika sahala. [4.27]

Updated on 2023/09/04