| Entry | fitarihana (tarika) | |
| Part of speech | noun | |
| Fandroritana, fisintonana: Naharary ahy ny fitarihany ahy tamin' ny sandriko Fanaovana izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena: Fitarihan' ny soavaly ny kalesy Fitondrana: Eto no manomboka ny fitarihana ny rano ho ao an-tanàna Fanoroana lalana: Fitarihana olona any anaty ala Fitaomana: Ikezaho ny fitarihana ny namana ho amin' ny tsara Fanaingana, fanentanana: Anao ny fitarihana ny fivavahana anio Fibaikoana: Nomena ny Kolonely ny fitarihana ny tafika [1.1] | ||
| Entraînement. [1.13] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|