| Entry | fitaratra (taratra) | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Tamaboha fisaka fanao amin' ny varavarana izay tsy mamela ny rivotra hiditra nefa ahazoana mahita izay rehetra any ivelany: Mometaka fitaratra amin' ny varavarankely Tamaboha malamalama tsara ary nasiana manjany ao an-damosiny ka afaka mamerina ny sarin' izay zavatra eo anoloany: Alao ny fitaratra hijereko ny tarehiko fa sao misy arina [1.1] | |||||||
| Glass, a looking-glass, a mirror. [1.2] | |||||||
| Manière de regarder, le miroir, la glace, ce qui réfléchit la lumière [1.3] | |||||||
| Vitre [1.13] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Article | Randzavola: fitaratra ao amin' ny Baiboly | ||||||
| Updated on 2023/06/18 |
|