| Entry |
fitaovana
(tao)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fiomanomanana toy ny ho any an' ady, izay rehetra entina manomana ady: fiadiana, hanina, vatsy: Feno fitaovana tratran' ny polisy tao an-tranon-dRabe Izay rehetra entina miasa: Misy mpianatra tsy manana penina, pensily, solaitra; ahoana izany tsy manam-pitaovana izany [1.1]
|
| | [Rel. s. from mitao (tao).] All the preparations made in waiting for the enemy, food, weapons, etc. [1.2]
|
| | Arms and supplies for war; instruments, equipment [1.7]
|
| | Matériel [1.8, 1.13]
|
| | Armes et matériel de guerre ; instruments [1.8]
|
| | Appareil [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Ireto avy ny fitaovana ilaina.
[2.117]
|
| 2 | Namboatra fitaovana maro samihafa izy.
[2.445]
|
| 3 | Dia tandremo tsara ny fanjakana ny fitaovana aza hadinoina.
[2.366]
|
|
|