| Entry | fitanisana (tanisa) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanaovana tanisa. Fanononana tsirairay: Hain'Ikoto ve ny fitanisana ny anaran'ny olona ao anatin "ny fianakaviana? Filazalazana antsipiriany, famisavisana: Tsy naharitra aho fa nihataka tsy ta handre ny fitanisany ny fahoriany. [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|