|
|
|
|

Entry fitandroana (tandro)
Part of speech noun
 Fitandremana, fitsimbinana (voninahitra, fihavanana) fitsitsiana (hasasarana): Mba ho fitandroana ny fihavanana, dia vonona hamela ny hadisoanao aho [1.1]
Synonyms fitandrovana

Updated on 2023/01/05