|
|
|
|

Entry fitanatanana (tanatana)
Part of speech noun
 Fisokafana tanteraka (varavarana, vava, lavaka): Nahatsiravina ny fitanatanan'ilay lavaka teo an-kavanan-dalanay. [1.1]

Updated on 2023/01/20