| Entry | fitampisahana (tampisaka) | |
| Part of speech | noun | |
| Firaiketana amin-javatra iray, fianianana akaiky dia akaiky, famitsahana ao ambadika, ao anaty...:
Ny fitampisahany tao anaty ahitra no tsy nahitan'ny fahavalo azy.
Fiafenana, fierena: Noho ny fitampisahany tao an-tranonay no tsy nahazoan'ny mpanenjika azy. [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|