|
|
|
|

Entry fitambinana (tambina)
Part of speech noun
 Fanampiana, fanohanana: Mivelona amin'ny fitambinandray aman-dreniny azy ny tokantranon-dRakoto sy Rasoa. [1.1]

Updated on 2023/01/05