| Entry | fitambezoana (tambezo) | |
| Part of speech | noun | |
| Fangatahana fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany; fiverenana amin' izay efa nangatahina ihany: Tsy naharitra ny fitambezoan-janany izy ka nividy ilay famataranandro nohirifany ihany [1.1] | ||
| Synonyms | fitambezonana | |
| Updated on 2023/01/05 |
|