| Entry |
fitambarana
(tambatra)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fikambanana: Mahatratra valopolo ny fitambaran' ny mpianatra ao amin' ny lakilasy fahatelo sy fahefatra Fiadiana: Mitsetaka tsara ny fitambaran' ny hazo amin' itỳ rafitra itỳ Fiharoana: Ny fitambaran' ny oksizena sy hidrozena no tonga rano [1.1]
|
| | L’union, la jonction, l'addition, le lieu, la cause [1.3]
|
| | Réunion [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Ny karaza kosa dia azo faritana ho fitambarana foko maromaro monina eo amin'ny faritra iray be velarana
[2.606]
|
| 2 | Indonezia dia fitambarana nosy anarivony, misy foko maro samihafa samy manana ny fombany sy ny fiteniny na dia iray fototra niaviana aza.
[2.508]
|
|
|