|
|
|
|

Entry fitaintainana (taintaina)
Part of speech noun
 Fitebitebena amin'izay ho avy fa toa hisy loza ho tonga ihany: Tsy hita holazaina ny fitaintainanay teo am-piandrasana ny taratasinareo. [1.1]

Updated on 2023/01/05