|
|
|
|

Entry fitaina (taina)
Part of speech noun or adjective
 Fomba entina mitaina, izany hoe mandrehitra, mampiasa ho kitay
Azo ataina, ampiasaina ho kitay; arehitra atao kitay: Tsy fitaina, hono, itony hazo itony fa mahaboka raha ataina [1.1]

Updated on 2023/01/05