| Entry | fitahina (fitaka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Laingaina, ilazana tsy marina: Nofitahin' ialahy aho fa hay tsy tonga akory Rakoto dia nantsoin' ialahy aho Ambakaina: Mba matahotra an' Andriamanitra fa aza ny adala no fitahina Fetsena, angalarana an-kafetsena, solokina: Nofitahin' ilay karilahy iny ny raiko ka nahazoany vola roanjato [1.1] | |||||||||
| To be deceived, to be imposed on. [1.2] | |||||||||
| To be deceived, to be defrauded [1.7] | |||||||||
| Qu'on déçoit, qu'on trompe [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|